Jimmy Wales
Apparence
![](https://cdn.statically.io/img/upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/b/b3/Jimmy_Wales_in_August_2006.jpg/220px-Jimmy_Wales_in_August_2006.jpg)
![](https://cdn.statically.io/img/upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/e/e6/2014-03-14_CeBIT_Global_Conferences%2C_Jimmy_Wales%2C_Founder_Wikipedia%2C_%2826%29_On_stage_showing_the_world_for_Wikipedia_Zero_%28500_millions%29%2C_while_Brent_Goff_is_still_listening.jpg/220px-thumbnail.jpg)
I Jimmy Wales, avy amin'ny anarany Jimmy Donal Wales, tenenina hoe Jimbe Wales, teraka tamin'ny 7 Aogositra 1966 tany Huntsville, Alabama, dia mpivarotra Amerikanina. Anisan'ny mpamorona ny FAI Bomis sy ny raki-pahalalàna malalaka wiki sy tsy andoavam-bola Wikipedia izy, izy koa no namorona ny fikambanana Wikimedia sy ny orinasa Wikia.
Tantaram-piainana[hanova | hanova ny fango]
Fahazazana[hanova | hanova ny fango]
Teraka tamin'ny 1966 tany Huntsville (Alabama) i Jimmy Wales[1]. Tsy milaza ny source raha teraka tamin'ny 7 na 8 Aogositra izy. Araka ny fanamarinam-panambadiany amin'i Christine Rohan, teraka tamin'ny 7 Aogositra izy[2]; kanefa eo amin'ny fahazoan-dalana mitondra fiarakodia, teraka tamin'ny 8 Aogositra izy[3].
Fianarana[hanova | hanova ny fango]
Asa[hanova | hanova ny fango]
Bomis.com sy Nupedia[hanova | hanova ny fango]
Wikipedia sy Wikimedia Foundation[hanova | hanova ny fango]
Jereo koa[hanova | hanova ny fango]
Rohy ivelany [hanova | hanova ny fango]
Miteny frantsay[hanova | hanova ny fango]
![]() |
I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Jimmy Wales |
- ((en)) Jimmy Wales : biografia.
- ((en)) Jimbo Wales : pejin'i J. Wales eto amin'ny wikipedia.
- ((en)) Site officiel et blog personnel Archived Oktobra 11, 2004 at the Wayback Machine
- ((fr)) Traduction de l'interview sur slashdot d'Aogositra 2004
- ((en)) Wikicities
- ((en)) Entretien d'une heure avec Brian Lamb dans l'émission Q&A (questions et réponses) sur la chaîne US C-SPAN (25 sep 2005)
- ((fr)) « Wikipédia : le fondateur change sa propre bio », sur cyberpresse, 20 Desambra 2005.
- ((en)) Conférence TED de Jimmy Wales - How a ragtag band created Wikipedia, conférence tenue à Monterey en Californie, Aogositra 2006.
|