Netscape Communications
Netscape Communications (taloha : Netscape Communications Corporation sy Mosaic Communications Corporation tamin'ny fanombohany, tenenina hoe Netscape) dia orinasa manao informatika amerikana anisan'ny nampandroso ny World Wide Web amin'ny alalan'ny rindrankajy Web Netscape Navigator.
![](https://cdn.statically.io/img/upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/6/66/Netscape_logo.svg/140px-Netscape_logo.svg.png)
Ny rindrankajy Netscape no nampiasain'ny 90 isan-jaton'ny mpitsidika ny tranonkala teo alohan'ny ady ny navigateur, azon'ny Internet Explorer. Tamin'ny volana 2006, nihanidina ny isan'ny mpampiasa ny rindrankajy Netscape.